|
|
|
|

Entry1  latsakemboka
Elementary words  2 latsaka, 3 emboka
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 anjara vola aloan'ny tsirairay ao amin'ny kitapon'ny fikambanana misy azy [1.13]
Explanations in English  [latsak-emboka] 6 an offering, a donation, a present made by one's relations or friends on particular occasions [1.2]
Explanations in French  7 cotisation [1.13]
Examples  8  mitantana ny latsakemboka ataon' ny mpikambana; [2.114#]
9  Nisy olona nitety trano tokoa nanangona ny latsakemboka. [2.472#]

Updated on 2025/09/12