|
|
|
|

Entry (1/5)1  kiry
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Relative verbs :
5  Names :
6  Adjectives :
Explanations in Malagasy  7  Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony
8  Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1]
Explanations in English  9  obstinacy [1.7]
Explanations in French  10  entêtement [1.8]
Compound words 

Entry (2/5)12  kiry
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty
15  Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra
16  Volo eo anilan' ny sofina [1.1]

Entry (3/5)17  kiry
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  fiovana [Taisaka] [1.78]

Entry (4/5)20  kiry
Part of speech  21  noun
Vocabulary  22  Health
Explanations in Malagasy  23  nendra [Taisaka, Bara] [1.78]
24  hatina [Tanosy] [1.78]

Entry (5/5)25  kiry
Part of speech  26  noun
Explanations in French  27  croix grecque. [Tankarana] [1.19]
Synonyms  28  kily

Anagrams  29  kiry, riky

Updated on 2023/10/24