Entry grika
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenana monina any amin' ny tanin' i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny Grika, toa an-dry Aristote, Platon, sns
Momba an' i Gresy, an' i Gresy na avy any Gresy: Anisan' ny mahavariana indrindra ny tantara grika
Anarana nomena ireo mpivaro-toaka taloha teto Madagasikara: Mamo tany amin' ny grika tany indray Rakoto [1.1]
Explanations in English A Greek [1.7]
Explanations in French Grec [1.8]
Examples 
1Dia hoy izy: Mahay teny Grika va ianao? [2.996]
2Nianaran' i Benoà ny teny latina sy grika, sady nilofosany koa ny teny frantsay. [2.270]
3Taloha dia ny Grika no nanjana-tany tany amin' ny Romana ka nanome fianarana ho azy ireo. [2.643]
Vocabulary 
Titles Vocabulary Grika-Malagasy
Origin English: Greek.
Other spellings 
Analogs  Gresy
Articles 

Updated on 2023/10/28