Entry gaza
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza [1.1]
Vocabulary 

Entry Gaza
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Gaza [2.996]
 Gaza; [2.996]
Explanations in French Gaza [2.996]
Examples ilay avy tany Gaza dia namaky an' i Jodia sy Samaria; [1.38]
Vocabulary 
Biblical quotes 
Articles 

Updated on 2022/07/18