Entry | 1 grika |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ny firenana monina any amin' ny tanin' i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny Grika, toa an-dry Aristote, Platon, sns 4 Momba an' i Gresy, an' i Gresy na avy any Gresy: Anisan' ny mahavariana indrindra ny tantara grika 5 Anarana nomena ireo mpivaro-toaka taloha teto Madagasikara: Mamo tany amin' ny grika tany indray Rakoto [1.1] |
Explanations in English |
6 a Greek [1.7] |
Explanations in French |
7 grec [1.8] |
Examples |
8 Dia hoy izy: Mahay teny grika va ianao? [2.996] 9 Nianaran' i Benoà ny teny latina sy grika, sady nilofosany koa ny teny frantsay. [2.270] 10 Taloha dia ny grika no nanjana-tany tany amin' ny Romana ka nanome fianarana ho azy ireo. [2.643] |
Vocabulary |
11 Geography: countries, people |
Other spellings | 12 greka, girika |
Analogs | 13 GREsy, Gresy |
Titles | 14 Vocabulary Grika-Malagasy (Dahle L.) |
Article |
15 Randzavola: Grika ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/10/28 |