|
|
|
|

Entry1  Filazantsara
Part of speech  2  name (biblical)
Vocabulary  3  Holy Scriptures
Explanations in Malagasy  4  Anaran-kafa ilazana ny Evanjely na Evanjily, ny Vaovao mahafaly [1.1]
Explanations in English  5  The Gospels; the New Testament [1.2]
Explanations in French  6  Evangile, Nouveau Testament [1.3]
7  Nouveau Testament, Évangile [1.5]
Examples  8  Ny hitory ny Filazantsara no nifidianana anareo. [2.649]
9  amin' ny Filazantsara, rahefa izany dia nivavaka. [2.357#]
10  Mety koa raha aseho eto ny asan' ny filazantsara any ny amin'ny ankizy. [1.353#]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Elementary words  13  filazana, tsara
Biblical quotes  14  Chapters and verses mentioning Filazantsara
Tables and plates  15  Full list
Article  16  Randzavola: filazantsara ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/06/03