Entry Fianarantsoa
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Examples 
1Tamin' ny lalamby Fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [Andraina: Mitaraina, page 206]
2izay manatona any Fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao. [Callet: Tantara, page 672]
3Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao Fianarantsoa no efa voarainy. [Rajaonarivelo: Bina, page 82]
Toponymy fianarana, soa
Illustrations 

Entry Fianarantsoa
Part of speech name (toponym) [full list]
Malagasy definition iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates The six provinces
Illustrations 

Updated on 2020/07/31