| Entry (1/4) | 1 C ~ c
![]() |
| Part of speech | 2 noun (symbol) |
| Explanations in Malagasy |
3 Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns.
[3.1] |
| Analogs | 4 abidy |
| Tables and plates |
5 The Alphabets |
| Illustrations |
|
| Entry (2/4) | 8 C ~ c
![]() |
| Part of speech | 9 adjective |
| Explanations in Malagasy |
10 marika romana izay milaza ny isa 100
[3.1] |
| Vocabulary | 11 Mathematics: arithmetic |
| Tables and plates |
12 The Numbers |
| Entry (3/4) | 13 c
![]() |
| Part of speech | 14 noun (symbol) |
| Explanations in Malagasy |
15 ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina).
[3.1] |
| Vocabulary | 16 Physics |
| Entry (4/4) | 17 C
![]() |
| Part of speech | 18 noun (symbol) |
| Explanations in Malagasy |
19 dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1] |
| Explanations in English |
20 carbon
[3.1] |
| Explanations in French |
21 carbone
[3.1] |
| Vocabulary | 22 Chemistry |
| Tables and plates |
23 Periodic Table |
| Updated on 2025/12/08 |
|