Entry |
Bezanozano
(be, zanozano)
|
Part of speech | name (anthroponym)
|
Malagasy definition | Foko kely dia kely, mitoetra amin' ny tany lemaka manodidina an' i Mangoro, voafaritry ny tanin' i Sihanaka, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ary ny Merina, andrefana. Tanàndehibebe: Moramanga, Beparasy, Anjiro [Rajemisa 1985]
|
English definition | [Zano, for Zana (?).] The name of a tribe on the eastern boundary of Imerina. [Richardson 1885]
|
French definition | nom d'une population du centre nord-est [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
|
Vocabulary |
Compound words, titles, names |
|
Tables and plates |
|
Quotes |
|