| Entry | 1 Ambararata |
| Elementary words | 2 bararata |
| Part of speech | 3 name (toponym) [Full list] |
| Examples |
4 Rehefa nandositra namonjy ny ainy ny Mpanjaka Tsiomeko, ary nenjehin'ny Tafika merina avy tato aoriana, dia nijanona kely tao ambararata aloha vao niondrana nankany Nosy Komba.
[2.508#]
|
| Vocabulary | 5 Geography: towns |
| Updated on 2025/11/08 |
|