Entry | 1 -ntsika |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entin'ny olona maro milaza zavatra iombonany amin'ny olona iresahany: Ity ny tranontsika, anaka, ka mandrosoa. / Atao ahoana ireto zanantsika, Rasoa? [1.1] |
Explanations in English |
4 Ours; by us, inclusive of those spoken to. Compare -nay@mg.pn /.>. 5 When added to passive and relative verbs ending in -na, the a of the verb is rejected and the two n's coalesce. 6 Raintsika [ray, a father]. Our father. 7 Lazaintsika [lazaina]. Told by us. 8 When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra, the full suffix -ka or -tra is rejected and also the n of the pronoun. Satrotsika [satroka, a hat]. Our hat. Tongotsika [tongotra, a foot]. Our feet. [1.2] 9 Ours; by us (inclusive) [1.7] |
Explanations in French |
10 Notre, nos, de nous, par nous. Ny lovantsika: notre héritage. Matintsika: tué par nous. Ambanintsika: au-dessous de nous. [1.3] 11 De nous, par nous (inclusif). Notre, nos. [1.5] 12 À nous, notre, par nous (inclusif). [1.8] |
Analogs | 13 -tsika, isika, antsika |
Tables and plates |
14 All the pronouns 15 All the pronouns |
Anagrams | 16 natsik, ntsika |
Updated on 2020/07/31 |