| Entry | voa- | ||||||
| Part of speech | morphological form of voatra | ||||||
| Entry | voa~ | ||||||
| Part of speech | prefix | ||||||
| Tovona fanaovana matoantenin'ny iharana milaza vokatra efa azo: Voavory, voateny. (Marihina fa tahaka ny amin' ireo tovona rehetra vaninteny roa, toy ny tafa, maha, dia latsaka ny a amin' ny voa eo alohan' ny fototeny manomboka amin' ny a: Voarina (fa tsy voaarina) -- (ampitahao amin' ny tafarina, maharina) [1.1] | |||||||
| Prefix used to form passives verbs of completed action, as: voavela (vela): forgiven [1.7] | |||||||
| Le préfixe voa- indique une action complètement subie, venue de l'extérieur:
voavory tamin'ny valo ny mpianatra (les élèves ont été rassemblés à huit heures)(cela suppose que quelqu'un les a rassemblés) Le passif à préfixe voa- s'obtient en préfixant à quelques racines primaires le mot voa-, dont l'a ne s'élide que devant un autre a: voa-avotra = voavotra, voa-endy = voaendy, voa-ilika = voailika, voa-ova = voaova, voa-tapaka = voatapaka [1.12] | |||||||
| Préfixe de verbes passifs qui indiquent une action accomplie; ex.: voavela (vela), à qui on a pardonné [1.8] | |||||||
| Le préfixe /voa/ semble avoir la même origine que le radical verbal voa. Il est affixé à des radicaux nominaux et parfois des radicaux verbaux. Lorsque le radical commence par /a/, il n'y a pas contraction avec le /a/ du préfixe, du moins dans l'usage écrit, car, pratiquement, dans l'usage parlé, lorsque d'une façon générale le radical commence par une voyelle, on obtient auditivement l'impression d'une élision du /a/ final du préfixe [1.489] | |||||||
| Le préfixe est articulé /va/ dans certains parlers (observé en Tsimihety, en Antaisaka) ou /vo/ (observé en Antaisaka) [1.489] | |||||||
| Préfixe verbal qui marque le participe passé passif ; c'est-à-dire une action qu'on a reçue, qu'on a subie. Exemple : voakapoka (de kapoka : coups) qui a été frappé, qui a reçu des coups ; voavoaka (de voaka : sortie) : qu'on a chassé, qu'on a fait sortir. [1.196] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Entry | voa | ||||||
| Part of speech | participle | ||||||
| Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy Azo: Voan' ny sery aho izany Simba, voaloto...: Voan' ny fotaka ny akanjoko Iharam-pahavoazana, iharan-doza: Voa mafy aho fa maty ny raiko Maty antoka, maty loka...: Diso fotoana aho ka voa terỳ ~ Voa tamin' ny varotra nataoko aho Resy: Voan-dRakoto izy tamin' ny fifaninanana Hay: Tsy voako ilay marika natao tamin' ny fanadinana [1.1] | |||||||
| Struck, hit; wounded [1.7] | |||||||
| Atteint [1.8, 1.489, 1.196] | |||||||
| Frappé [1.8, 1.489] | |||||||
| Touché [1.489, 1.196] | |||||||
| Blessé [1.8, 1.196] | |||||||
| Pris [1.489, 1.196] | |||||||
| Capturé Au sens figuré : déshonoré, taché, etc. [1.196] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Entry | voa | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Organa kely boribory ao anatin' ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry hafa indray mitovy karazana amin' ilay niaviany: Nividy voan-daisoa izy hamboleny Enti-milaza ny voankazo raha kelikely madinika: Voam-boaloboka Enti-milaza koa rehefa mety ho zavatra boribory kely: Voan-tsapile [1.1] | |||||||
| Fruit; seed grain [1.7] | |||||||
| Fruit; graine [1.8] | |||||||
| Dans toute l'île : fruit ou graine. Quand le fruit et la graine sont confondus, comme dans le caryopse du riz, le mot s'applique à leur ensemble. Si les graines peuvent être distinguées, comme les petits pois, voa s'applique au fruit et on appelle la graine voakely ou voananatiny, « fruit de l'intérieur ». Cette racine donne de nombreux dérivés. De très nombreux noms de plantes commencent par voa. Par exemple : voabana, « fruit de bana », aubergine, désigne tantôt le fruit ou aubergine, tantôt la plante qui le produit. [1.196] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Article | Randzavola: voa ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Entry | voa | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay iforonan' ny fivalanandrano avy amin' ny fandiovany ny ra amin' ny loto rehetra nentin' ny ra ombieny ombieny amin' ny lalana nalehany. [1.1] | |||||||
| Kidneys [1.7] | |||||||
| Rein, rognons [1.8] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Entry | voa | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| [Tanosy] tevika (aretina) [1.78] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Updated on 2023/11/24 |
|