| Entry | sodina | |
| Part of speech | noun | |
| Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana Maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1] | ||
| A flute [1.7] | ||
| Flûte [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany.
[2.470] | |
| Article | Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno) | |
| Entry | sodina | |
| Part of speech | noun | |
| [Betsileo, Merina, Tanala] Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2025/04/28 |
|