|
|
|
|

Entry ranirany
Part of speech Unspecified
 Toetran' ny zavatra lava sady matsilotsilo ny lohany, na toetran' ny taolana mitrikitriky eny amin' ny tava na tratra [1.1]
 Comp ranitra [1.2]
Derivatives 

Updated on 2013/06/06