|
|
|
|

Entry mikofokofoka (kofokofoka (kofoka))
Part of speech active verb
 Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara
Mitovy hevitra: mikopokopoka ~ mipelipelika ~ mitsikorofoka
Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erý ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy
Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1]
 To fidget; to be continually agitated [1.7]
 Frétiller, gigoter; être agité [1.8]
Morphology 
Present : mikofokofoka
Past : nikofokofoka
Future : hikofokofoka

Updated on 2014/09/25