|
|
|
|

Entry miala vazomboana
Part of speech locution
Elementary words miala, vazomboana
 Misotro toaka kely indray mba hanala ny fahadontodontoana sy fahalemilemena tamin' ny fahamamoana ny omalin' iny [1.1]

Updated on 2023/10/17