| Entry | manjoko (joko) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Miondrikondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampalahelo ahy io antibavy manjoko io [1.1] | |||||||||
| Examples | Noho i Rafotsibe efa manjoko dia tsy niery taminy ilay hodi-kazo.
[2.895] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/04/09 |
|