|
|
|
|

Entry maninakinaka (hinakinaka (hinaka))
Part of speech active verb
 Mikapoka mafy dia mafy
Mitovy hevitra: mamangovango ~ mametsapetsa ~ manao kapotandrimo ~ manao vely kary ~ manao vely kitay ~ manavokavoka ~ mandabodaboka ~ mandarodaroka ~ manjezika ~ manontatonta [1.1]
Morphology 
Present : maninakinaka
Past : naninakinaka
Future : haninakinaka
Imperative : maninakinaha

Updated on 2023/01/20