|
|
|
|

Entry mampisalasala (salasala)
Part of speech active verb
 Mitovy hevitra: atriatry ~ basina ariary fito ~ mahasadaika ~ mampiroaroa saina ~ manakalahy ~ manakà ~ manalasala ~ manao traingon' alika ~ tsy main-tsy lena ~ vozon' akoho tanora [1.1]
Vocabulary 
Examples « Aza mampisalasala anay hianao! [2.48]
Morphology 
Present : mampisalasala
Past : nampisalasala
Future : hampisalasala

Updated on 2013/11/14