|
|
|
|

Entry joko tsoriaka mahasambo-kary
Part of speech locution
Elementary words joko, tsoriaka, mahasambotra, kary
 Enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy [1.1]
Examples Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary [1.1]

Updated on 2023/10/26