| Entry | jokoina (joko) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Hatonina moramora mba tsy ho taitra ka ny tena amin' izany miondrikondrika, mivokoka:
Nojokoinay ilay mpangalatra ka azo Tilina, tsikiloina, arahi-maso: Nasain' i Dada nojokoiko iny olona iny sao mangalatra Angalarina, alaina an-tsokosoko: Nojokoin' ny sasany teto ny solomasoko [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2010/05/14 |
|