| Entry | fanondranana (ondrana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandefasana olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na ny sambo [1.1] | ||
| Examples | Raha mbola variana nijery teo an-tokotanin-tsambo ny fanondranana entana
[2.649] | |
| Entry | fanondranana (ondrana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana [1.1] | ||
| Updated on 2023/04/10 |
|