|
|
|
|

Entry zoto
Part of speech noun
 Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana [1.1]
 Zeal, diligence; [1.7]
 Zèle, diligence; application [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Nanery tena moa fa ny zoto tsy eo. [2.4]
2Fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto, hoy ny fahendren' ny Ntaolo. [2.285]
3Ny mandeha tsy zoto, ny mitoetra tsy laina fa raharaha ifanomanana ka samy manao ny tandrifiny. [2.587]
Derivatives 
Quotes 

Updated on 2024/01/13