| Entry |
zezika
|
| Part of speech | noun or adjective
|
| | Zavatra manomboka ho lo na namboarina ara-pomba simika afangaro amin' ny tany na alafika azy mba ho sakafon' ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany Famelezana amim-bono, fikapohana mafy Be dia be, izaitratra [1.1]
|
| | Zaka ampiasaina hahalonaka ny tany [1.13]
|
| | Manure, fertilizer [1.7]
|
| | Engrais [1.3, 1.8, 1.13]
|
| | Fumier [1.3, 1.8]
|
| | Nombreux [1.3]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Asiana zezika ny tany mba ho lonaka.
[2.117]
|
| 2 | Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto
[1.1]
|
| 3 | Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e.
[2.470]
|
| 4 | zezika no sakaiza, fangady no fati-dra, sobiky no namana;
[2.69]
|
|
|