| Entry | zerana (zera) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Latsahana: Nozeran' ny taila ny lohan-janako Asiana, riatana: Nozeran' ny miaramila ny fahavalo ka rifatra nandositra Tsipazana (zavatra mavesatra): Nozerany vato be ilay bibilava ka dangy terỳ [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|