|
|
|
|

Entry zaotra
Part of speech noun
 Hahia, hanifisana [1.1]
Derivatives 

Entry zaotra
Part of speech noun
 Mpiray tam-po amin' ny vady, mitovy amin' ny Naotra (ny Z sy ny N renisoratra azo ampifanoloina): Zao-dahy, Zao-bavy [1.1]

Updated on 2009/02/23