| Entry | zandry | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona [1.1] | |||||
| A younger brother or sister; a junior [1.7] | |||||
| Cadet [1.54] | |||||
| Cadet, cadette [1.8] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Morphology |
| ||||
| Analogs | zoky | ||||
| Quotes | Texts mentioning that word | ||||
| Updated on 2024/09/16 |
|