| Entry |
zalahy
(lahy)
|
| Part of speech | pronoun
|
| | Teny ilazan' ny tovolahy ny tovolahy tahaka azy, ka fomba roa no ampiasany azy: 1) enti-miantso: Andeho hiasa, ry zalahy a! 2) ilazana ny hala, ka ambara amin' izany fa tsy ao anatiny ny tena: Ry zalahy no nanao an' io koah! ~ Lazain-dry zalahy fa ... [1.1]
|
| | You (plur.) used between men [1.7]
|
| | Vous (se dit entre hommes) [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Matavy tsy afahy, zalahy!
[2.69]
|
| 2 | Nosarahin-dry zalahy ny mpiady.
[2.472]
|
|
| Tables and plates |
|
|
| Entry |
zalahy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tanosy]
Olona fanalolahy [1.78]
|
|