|
|
|
|

Entry votsotra
Part of speech adjective
 Mivaha, miboraka (kofehy, tady...): Votsotra ny kofehy ka lasa ilay ondry
Afaka tamin' ny gadra na ny fanandevozana: Votsotra ireo mpifatotra telopolo
Main' ny zavatra mangotraka na voan' ny kapoka mandrivorivo ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Votsotra mihitsy ny tongony vao nalefan' ilay tsy mifaditrovana iny izy [1.1]
 Escaped, freed [1.7]
 échappé, libéré [1.8]
Examples iza, na andevo avy aiza no nandositra ka tafiditra aty dia votsotra ka tsy azo andevozina intsony. [2.508]
Derivatives 

Entry votsotra
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Zaza teraka dia maty [1.78]

Entry votsotra
Part of speech noun
 Action d'effeuiller une branche à la main [1.196]
Vocabulary 
Examples Izay tandrifin' iny karavasy iny, votsotra ny hodiny. [2.643]

Updated on 2023/08/11