| Entry |
vositra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sihanaka]
voafora
[1.78]
|
| | Biby izay namboarina mba tsy ho afaka hiteraka intsony, ka amin' ny lahy, esorina ny angorony na ankonjony, ary amin' ny vavy, alana ny fonosan' atodiny: Akoholahy vositra [1.1]
|
| | A steer, a bullock [1.7]
|
| | Boeuf châtré [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Atahorany fatratra ity mpampiasa azy toa ombalahy vositra ity.
[2.470]
|
| 2 | Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano.
[2.606]
|
| 3 | koa raha mahafaty ireo hianao, dia omeko omby vositra anankiray efa nifahy herintaona.
[2.69]
|
|
| Derivatives |
|