| Entry | volena (voly) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka. (Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia enti-milaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity -- Voleo mangahazo atsy avaratrano) [1.1] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|