| Entry | volamena | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Elementary words | vola, mena | ||||||
| Karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena. tsy hihiratra: tsy saro-pantarina fa miavaka eny ihany ny zava-tsoa sy saro-bidy na dia very amin'ny toerana tsy mendrika ary aza. [1.1] | |||||||
| Karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena [1.13] | |||||||
| Gold [1.7] | |||||||
| [Tanala] Or. Associé au monde du ciel [1.6] | |||||||
| Or [1.3, 1.8, 1.13] | |||||||
| Or (métal) [1.5] | |||||||
| Au [3.1] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Tables and plates | Periodic Table | ||||||
| Article | Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) | ||||||
| Updated on 2024/08/31 |
|