|
|
|
|

Entry voazera (zera)
Part of speech past participle
  [1.1]
 Jeté à terre, précipité, battu [1.3]
Examples 
1Ny an' i Neny izany aza voazerany mbamin' ny seza nipetrahany. [2.4]
2Nony hitan'ilay Dragona fa voazera amin'ny tany izy, dia ilay Vehivavy tera-dahy no nenjehiny. [2.996]
Morphology 
Past : voazera, voazerako, voazeranao, voazerany, voazerantsika, voazeranay, voazeranareo, voazeran', voazeran-, voazeram-
Synonyms zinera

Updated on 2023/01/20