| Entry |
voatokana
(tokana)
|
| Part of speech | past participle
|
| | Qu'on a isolé, mis à part, consacré, dédié, dont on a pris possession [1.3]
|
| | Spécialisé, réservé [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Inona no diplaoma voatokana ho an' ny Malagasy?
[2.113]
|
| 2 | fotoana voatokana hivorian'ny mpianakavy rehetra.
[2.606]
|
| 3 | Mety aloha ny manadihady momba ny fepetra ampiasaina amin’ny famindrana toerana ny mpikambana amin’ny Foloalindahy hisahana asa voatokana ho an’ny olon-tsotra.
[4.27]
|
|
|