| Entry |
voatango
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | voa,
tango |
| | [Tanala]
Voatavo fihinana [1.78]
|
| | Karazam-boatavo lavalava voa, izay fihinana manta, mafotrafotra sy mangatsiatsiaka ny nofony [1.1]
|
| | A kind ot muskmelon [1.7]
|
| | Espèce de melon musqué [1.8]
|
| | [Merina, Sihanaka, Tsimihety]
(de tango : action de couper au couteau les feuilles ou les autres organes végétaux). Cucumis parvifolius Cogn. (Cucurbitaceae). « Le melon malgache » d'après Vérin, Terre Malgache, 6 (juillet 1969), p. 95-104. Les jeunes pousses, fleurs et jeunes fruits étaient consommés comme légumes potagers.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | ary toa valala voatango ka very fanahy mbola velona.
[2.69]
|
| 2 | Ny voanjo voatango indray andro dia taomina lolohavina an-tsobika entina mody.
[2.472]
|
|
| Article |
|