|
|
|
|

Entry voasary
Part of speech noun
Elementary words voa, sary
 Anarana iombonana iantsoana ireo karazam-boankazo salasalany, ny voany mavomena, ohatra ny totohondry ny habeny ary ny tsirony misy mamy misy marikivy [1.1]
 A lemon [1.7]
 Orange [1.8]
 (toute l'île) (de voa : fruit ; et sary : mis par abréviation de sarihangy : perle de corail). D'après Malzac : « Nom générique des Citronniers et des Citrons ». Surtout les diverses variétés et formes devenues spontanées de Citrus aurantifolia Swingle. A Tananarive, on l'emploie aussi pour les Orangers introduits et cultivés ; variétés de Citrus sinensis (L.) Osbeck (Rutaceae). Celles-ci ne deviennent jamais subspontanées et réclament des soins si l'on veut en obtenir de beaux fruits. [1.196]
Vocabulary 
Examples 
1halaintsika ireo voasary ireo, ry zoky. [2.69]
2Raha ho any Namehana manantena hahita voasary. [2.346]
3Ary sao mitady voasary hoatran' Ambohijanahary? [2.588]
Quotes 

Updated on 2025/10/11