|
|
|
|

Entry voarointsaka
Part of speech noun
 Karazana voaroy fihinana (Rubis rosoe folius) [1.1]
 Karazana voaroy misy tsilotsilony [1.13]
 Framboise sauvage [1.13]
  [Merina] (« Mûron des chats » ; allusion à leur qualité inférieure). Rubus apetalus Poir. (Rosaceae). C'est à tort que Malzac attribue ce nom à R. rosaefolius. Son infusion est donnée aux enfants malades, surtout atteints de rougeole et autres maladies infantiles. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Rubus apetalus
Examples Gaga ny olona norosoana izany varin' i Vakiniadiana, menabe toy ny sakay, nilaofana hena omby mifahan' i Morokay, noritina araka ny fahandro gasy, voarointsaka notazana ny maraina tany anaty alan' Amboanjokely teo atsinanan-tanàna no voankazo tsindrin-tsakafo. [2.356]
Synonyms voaroimbazaha ~ voaroimena

Updated on 2024/10/14