|
|
|
|

Entry voangory
Part of speech noun
 Bibikely ohatra ny ankibe, ny vavany mafy natao hanorotoro ny fakankazo, ny elany roa mifanarona amin' ny andaniny avy ka ilay ivelany mafy toy ny kaninkaninkena [1.1]
 Karazam-boana [1.13]
 A kind of beetle [1.7]
 Hanneton [1.8, 1.13]
Vocabulary 

Updated on 2011/02/05