| Entry |
voangona
(angona)
|
| Part of speech | past participle
|
| | [1.1]
|
| | Collected (by some one), assembled, congregated. [1.2]
|
| | Qu'on a assemblé [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Tamin'izay dia voangona tafaray Manandriana, Isandra, Lalangina ary Iarindrano.
[2.508]
|
| 2 | Ny zaza kamboty, izay voangona eto Antananarivo, izay velomin' ny mpiadidy azy.
[2.59]
|
| 3 | Ny lehilahy no mivoaka mitady lalam-bola, anaka, fa ny vehivavy mampirina ny voangona eto an-toerana, hoy rainy.
[2.643]
|
| 4 | Ary voaangona any amin' ny razany koa izany taranaka izany;
[2.996]
|
| 5 | Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitao-vana ny mpahay tao.
[2.445]
|
| 6 | Alin-dririnina mamifirifiry , itampodian'ny vakivakim-pitia tsy voaangona.
[2.944]
|
|
| Morphology |
| Past : |
voangona,
voangoko,
voangonao,
voangony,
voangontsika,
voangonay,
voangonareo,
voangon',
voangon-,
voangom-,
voango- |
|
| Other spellings |
|