|
|
|
|

Entry voakasika (kasika)
Part of speech past participle
  [1.1]
 Touché [1.3]
Examples 
1Ny hita ho voakasika kely tokoa angaha dia i Doda. [2.4]
2Amin' ny sisa izay tsy voakasika firy no ahitana koa ny mpanararaotra izay tsy maintsy mahita hihoriranana foana hahazo tombotsoa ho an' ny tenany noho iny fandonana iny. [2.472]
Morphology 
Past : voakasika, voakasiko, voakasikao, voakasiny, voakasitsika, voakasikay, voakasikareo, voakasik', voakasi-, voakasiky
Synonyms kinasika

Updated on 2023/01/20