|
|
|
|

Entry voakarakara (karakara)
Part of speech past participle
  [1.1]
 Qu’on a mis en treillis, dont on a eu soin, préparé, surveillé, administré [1.3]
Examples 
1nisy tsy voakarakara ny zavatra rehetra, ary ny halatra dia foana mihitsy. [2.588]
2ary, rahefa voakarakara izany rehetra izany, tongava, Ranary, hilaza ny zava-bita. [2.270]
3Toy ny sampy kely mihitsy izy roalahy ireo fa raha tsy izany tsy voalanja sy tsy voakarakara tsara ny entana. [2.470]
Synonyms kinarakara

Updated on 2023/01/20