|
|
|
|

Entry voahitsaka (hitsaka)
Part of speech past participle
  [1.1]
 Foulé aux pieds, méprisé [1.3]
Examples 
1Voahitsaka i Mira fa ny dihiny ihany no nimasoany. [2.442]
2Nozahany tsara tsy ho voahitsaka ireo vady aman-janany manao ladina an-tany [2.470]
Morphology 
Past : voahitsaka, voahitsako, voahitsakao, voahitsany, voahitsatsika, voahitsakay, voahitsakareo, voahitsak', voahitsa-, voahitsaky
Synonyms hinitsaka

Updated on 2023/01/20