|
|
|
|

Entry voafafa (fafa)
Part of speech past participle
 Swept, cleared off, wiped, cleansed. [1.2]
 Balayé, raflé [1.3]
Examples 
1Ny fiafarany dia voafafa tanteraka fotsiny izao ny fandikan-dalàna natao. [4.27]
2Rehefa voafafa ny trano, dia nanokom-bary izy, ka tsy tamin' ny vilany no nandrahoiny, fa tamin' ny tavy. [2.69]
Synonyms finafa ~ nofinafa

Updated on 2023/01/20