|
|
|
|

Entry voadiadia (diadia (dia))
Part of speech adjective
 Efa nihinanana (fiteny amin' ny sakafo, vary sy laoka efa nihinanana, ka tsy sahy aroso homena ny vahiny intsony) [1.1]

Updated on 2023/01/20