| Entry |
vizaka
|
| Part of speech | adjective
|
| | Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova Reraka, osa [1.1]
|
| | Tired; weary or cramped from holding one position [1.7]
|
| | Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3]
|
| | Las, fatigué [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Efa vizaka hianao ry Idada fa aoka hampiako.
[2.332]
|
| 2 | Ireto tongony efatra anefa, hoy izy, dia fingotra bontolo be daholo tsy mataho-batokely akory, sady tsy mba mety vizaka.
[1.281]
|
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|