| Entry | vivery | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| Elementary words | vy, very | ||||
| Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary izay tonga zakaina: Manao vivery mihitsy Rangahy io [1.1] | |||||
| Examples |
| ||||
| Other spellings | vy very | ||||
| Updated on 2023/12/18 |
|