|
|
|
|

Entry vitsivitsy (vitsy)
Part of speech adjective
 Sasany ihany, tsy dia maro loatra: Olo-mahay vitsivitsy no efa nilaza izany [1.1]
Examples Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [2.470]

Updated on 2023/01/05