| Entry | vinimbina (vimbina) | ||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||
| Voavimbina, vimbinina, entina amin' ny tanana:
Voankazo kely no novinimbinay ho anareo Tahina, arovana: Novinimbin' Andriamanitra ity fianakaviana itỳ fa sady nomeny taranaka maro no nomeny harena koa [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|