|
|
|
|

Entry vezatra
Part of speech noun
 Famahana na fanokafana zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany: Aza atao am-bezatra ny fanokafana io sobiky io sao dia vaky daholo ny atodim-borona ao anatiny [1.1]
Derivatives 

Updated on 2009/02/23