| Entry | velomina (velona) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Avala ho velona, noesorina tamin' ny fahafatesana ka naverina amin' ny fahavelomana indray: Efa nohelohin' ny fitsarana ho faty io olo-meloka io fa novelomin' ny Filohan' ny Nosy Karakaraina, ahina, omena sakafo: Tsy zakany velomina intsony, hono, ny zanany Ampanenoina, velezina: Velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao Tsofina mba hirehitra: Novelominy indray ny afo nony Lasa ny fahavalo (hevitra an'ohatra) Velomy isan' andro ny finoanao [1.1] | |||||||||
| To be quickened, to be brought to life; to be supported; to be lighted (of a fire) [1.7] | |||||||||
| Qu'on ranime: qu'on laisse vivre; qu'on entretient, qu'on fait vivre; qu'on allume [1.8] | |||||||||
| Examples | Aza velomina ny vehivavy manana ody.
[2.996] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|